auto save

This commit is contained in:
MAD105 2019-10-21 02:49:32 -04:00 committed by root
parent 0ae32c82d3
commit 9608000cc0
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 38 Fa Jesôsy namaly anjareo hoe: " Tsy fantatrareo ze angatahanareo, agnareo ma afaka misotro amin'ny kapoaka ze hisotroko na hiaritra ho hatao batias amze hagnanovana Ana?" Ozy zareo taminy hoe: " Vitanay zany." Ary nitare taminnjreo Jesôsy hoe: "Ny kapôka ze sotroko de ho sotronareo ary amin'ny batisa ze agnanovana batisa Ana,no hagnanovana batisa an'nareo kô, \v 40 \v 39 Fa ze hipetrahako akeo an-tagnana an-kavanako na akeo an-kaveko kosa de tsy miankina Amina zany, fa zany de hoan'jareo ze nagnomagnana anzany.
\v 38 Fa Jesôsy namaly anjareo hoe: " Tsy fantatrareo ze angatahanareo, agnareo ma afaka misotro amin'ny kapoaka ze hisotroko na hiaritra ho hatao batias amze hagnanovana Ana?"\v 39 Ozy zareo taminy hoe: " Vitanay zany." Ary nitare taminnjreo Jesôsy hoe: "Ny kapôka ze sotroko de ho sotronareo ary amin'ny batisa ze agnanovana batisa Ana,no hagnanovana batisa an'nareo kô, \v 40 Fa ze hipetrahako akeo an-tagnana an-kavanako na akeo an-kaveko kosa de tsy miankina Amina zany, fa zany de hoan'jareo ze nagnomagnana anzany.