Thu Oct 24 2019 17:44:46 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-24 17:44:46 -04:00
parent 12ab6951a0
commit 7d2a3dd129
3 changed files with 3 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 4 Avy akeo Elia sy Mosesy nise taminjareo, ary niresaka tamin'ny Jesosy zareo. \v 5 Petera namaly ka niteny tamin'i Jesosy hoe: "Raby o! tsara ra mipetraka aketo tsika, ka andao agnano lay telo, ny raika ho Anao, ny raika ho an'i Mosesy, ary ny raika ho an'i Elia." \v 6 (Fatsy tsy fatagny ze ra lazainy satria natatra mafy zareo.)
\v 4 Avy akeo Elia sy Mosesy niseo taminjareo, ary niresaka tamin'i Jesosy zareo. \v 5 Petera namaly ka niteny tamin'i Jesosy hoe: "Raby o! tsara raha mipetraka aketo tsika, ka andao agnano lay telo, ny raika ho Anao, ny raika ho an'i Mosesy, ary ny raika ho an'i Elia." \v 6 (Fatsy tsy fatagny ze ra lazainy satria natatra mafy zareo.)

View File

@ -1 +1 @@
\v 7 Nisy rôndro tonga ka nanarogna anazy reo. Ary nisy feo nivoka avy tao agnaty rôndro hoe: "Ty ny Zanako Malalako, mihainoa Anazy.'' \v 8 Tampoka teo, ra nizaha ny magnodidigna zareo, de tsy naita na iza na iza mitsy, afatsy Jesosy rerika fogna.
\v 7 Nisy rôndro tonga ka nanarogna an'Azy reo. Ary nisy feo nivoka avy tao agnaty rôndro hoe: " Ty ny Zanako Malalako, mihainoa an'Azy.'' \v 8 Tampoka teo, ra nizaha ny magnodidigna zareo, de tsy naita na iza na iza mitsy, afatsy Jesosy rerika fogna.

View File

@ -89,7 +89,7 @@
"04-40",
"09-title",
"09-01",
"09-07",
"09-04",
"09-09",
"09-11",
"09-14",