Thu Oct 24 2019 17:14:45 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-24 17:14:46 -04:00
parent 9a3410f715
commit 73e36f044a
3 changed files with 3 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 26 De ozy kô hoe: Ny fanjakan'Andriamanitra de sahalan'ny ôla raiky mamafy ny voa amin'ny tany. \v 27 Matory izy amin'ny alina, ary mifô amin'ny maraina, ary ny voa de mitsiry ka naniry, fa tsy fantany hoe: Ahôna? \v 28 Ny tany de mamô amin'ny tegnany ihany, voalohany ny rantsany avekeo ny sampany, avekeo ny voany matoy avy amin'ny tangony. \v 29 Ary rafa matoy ny voa de avy hatrany de handefa fijijana fa efa tonga ny fotom-pijijana
\v 26 De ozy kô hoe: Ny fanjakan'Andriamanitra de sahalan'ny ôla raiky mamafy ny voa amin'ny tany. \v 27 Matory izy amin'ny alina, ary mifô amin'ny maraina, ary ny voa de mitsiry ka naniry, fa tsy fantany hoe: Ahôna? \v 28 Ny tany de mamô amin'ny tegnany ihany, voalohany ny rantsany avekeo ny sampany, avekeo ny voany matoy avy amin'ny tangony. \v 29 Ary rafa matoy ny voa de avy hatrany de handefa fijijana fa efa tonga ny fotom-pijijana.''

View File

@ -1 +1 @@
\v 30 De ozy kô hoe: ino no azontsika,ampitahafina ny fanjakan'Andriamanitra, na ino ny fagnoharana ampesaina hagnazavana anzany. \v 31 Zany de sahala ny vôtsinapy, ze rafa afafy de isy no vôny kitika ndrindra amin'ny vôny dahôly akeo ambony tany. \v 32 nefa ,rafa vôfafy zany, de lasa kakazo geda ary mamô rantsagna geda, ka azon'ny voro-magnembagna hagnorenana tragno akeo amin'ny alokalony
\v 30 De ozy kô hoe: ino no azontsika,ampitahafina ny fanjakan'Andriamanitra, na ino ny fagnoharana ampesainantsika hagnazavana an'zany. \v 31 Zany de sahala ny vôtsinapy, ze rafa afafy de izy no voa kitika ndrindra amin'ny vôny dahôly akeo ambony tany. \v 32 nefa ,rafa vôfafy zany, de lasa kakazo geda ary mamô rantsagna geda, ka azon'ny voro-magnembagna hagnorenana tragno akeo amin'ny alokalony

View File

@ -81,7 +81,7 @@
"04-18",
"04-21",
"04-24",
"04-30",
"04-26",
"04-33",
"04-35",
"04-38",