auto save

This commit is contained in:
MAD105 2019-10-24 08:00:53 -04:00 committed by root
parent c04327fa5f
commit 72d2163b9c
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 18 Fa Jaona niteny an'i Herôda hoe: "Tsy araka ny lalàna ny hanambadenao ny vadin'ny ralànao." \v 19 Fa sosy tamin'azy Herôdiasy ka nikaraka ze hamonôny an'azy nefa tsy afaka, \v 20 nohon'ny fahatahôran'i Heroda an'i Jaona; fantany fa ôla-marina sy feno famasinana izy,ary niaro an'azy izy. Nanahiran-tsaigna an'azy ny fandrignesana an'azy, kanefa mbôla nitandregny an'azy tami-pifalena izy.
\v 18 Fa Jaona niteny an'i Heroda hoe: "Tsy araka ny lalàna ny hanambadenao ny vadin'ny ralànao." \v 19 Fa sosy tamin'azy Herôdiasy ka nikaraka ze hamonôny an'azy nefa tsy afaka, \v 20 noho ny fahatahôran'i Heroda an'i Jaona; fantany fa ôla-marina sy feno famasinana izy,ary niaro an'azy izy. Nanahiran-tsaigna an'azy ny fandrignesana an'azy, kanefa mbôla nitandregny an'azy tami-pifalena izy.