auto save

This commit is contained in:
MAD109 2019-10-19 02:29:55 -04:00 committed by root
parent 93d13c0ba0
commit 7151c2d234
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 7 \v 8 \v 10 Ary nindesin'ireo mpianatra roala takeo amin'ny Jesosy le zana boriky de nataony takeo ambonin'zany ny lambanjareo ka afaka nitikina an'azy Jesosy. Betsaka ny ôla namelatra ny lambany taigny andalana,ary ny sasagny namelatra rantsana kakazo ze notapany avy taigny an-tsaha. Ireo ze nande avy talôny sy ireo nagnaraka an'Azy nagnantsoantso hoe: "Hosana! Deraina le tokana avy amin'agnaran'ny Tompo. \v 9 Deraina ny fanjakana ho avin'i Davida raintsika! Hosana aigny amin'Avo indrindra! Hosana aigny amin'Avo indrindra!"
\v 7 Ary nindesin'ireo mpianatra roala takeo amin'ny Jesosy le zana boriky de nataony takeo ambonin'zany ny lambanjareo ka afaka nitikina an'azy Jesosy. \v 8 Betsaka ny ôla namelatra ny lambany taigny andalana,ary ny sasagny namelatra rantsana kakazo ze notapany avy taigny an-tsaha. \v 9 Ireo ze nande avy talôny sy ireo nagnaraka an'Azy nagnantsoantso hoe: "Hosana! Deraina le tokana avy amin'agnaran'ny Tompo. \v 10 Deraina ny fanjakana ho avin'i Davida raintsika! Hosana aigny amin'Avo indrindra! Hosana aigny amin'Avo indrindra!"

View File

@ -1 +1 @@
\v 11 \v 12 Avy takeo Jesosy niditra takao Jerosalema ka nankao an-kianjan'ny tempoly, ary nitazantazagna ny ra daôly. Ary efa nehariva ny andro, de nande nankaigny Betania Izy sy zareo rombefolo la. Ny andro tafaran'io, ra niverigna avy taigny Betania zareo, de nôna Izy.
\v 11 Avy takeo Jesosy niditra takao Jerosalema ka nankao an-kianjan'ny tempoly, ary nitazantazagna ny ra daôly. Ary efa nehariva ny andro, de nande nankaigny Betania Izy sy zareo rombefolo la. \v 12 Ny andro tafaran'io, ra niverigna avy taigny Betania zareo, de nôna Izy.