auto save

This commit is contained in:
MAD108 2019-10-24 11:19:33 -04:00 committed by root
parent 1d12d128ba
commit 702bbfd5e7
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 2Ary tazan'jareo ny mpianany sasagny nihinana mofo tamin'ny tagnana maloto, zany hoe, tsy vôsasa . \v 3 (Fa ny fariseo sy ny jiosy daôly de tsy mba mihinana raha tsy efa nanasa tagnana zareo, satria magnaraka ny fombofomban'ireo loholona.)\v 4Ary rafa miverigna avy aigny an-tsena zareo Fariseo, de tsy mihinanana zareo rà tsy avy misasa ary mitandrina fomba betsaka hafa fatratra zareo, sala ny fagnadiovana ny kapoka sy ny famarana, sy fanaka varahigna, ary ny fandrena izay hinanan'jareo.)
\v 2Ary tazan'jareo ny mpianany sasagny nihinana mofo tamin'ny tagnana maloto, zany hoe, tsy vôsasa . \v 3 (Fa ny fariseo sy ny jiosy daôly de tsy mba mihinana raha tsy efa nanasa tagnana zareo, satria magnaraka ny fombofomban'ireo loholona.)\v 4Ary rafa miverigna avy aigny an-tsena ireo Fariseo, de tsy mihinana zareo ra tsy avy mandro ary mitandrina fomba maro hafa fatratra zareo, ôtrany ny fagnadiovana ny kapoka sy ny famarana, sy fanaka varahigna, ary ny fandrena izay hinanan'jareo.)