auto save

This commit is contained in:
MAD108 2019-10-19 10:05:26 -04:00 committed by root
parent f0f05933c5
commit 6a08578eb6
5 changed files with 5 additions and 5 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Nagnotany an'jareo Izy hoe: "Fa ianareo kosa magnano Ana ho iza? "De ,namaly an'azy Petera hoe: "Enao no Kristy." Nampitandrina an'jareo Jesosy tsy hilaza ny momba an'Azy na amin'iza na amin'iza.
\v 29 \v 30 Nagnotany an'jareo Izy hoe: "Fa ianareo kosa magnano Ana ho iza? "De ,namaly an'azy Petera hoe: "Enao no Kristy." Nampitandrina an'jareo Jesosy tsy hilaza ny momba an'Azy na amin'iza na amin'iza.

View File

@ -1 +1 @@
Nanomboka nampianatra an'jareo Izy fa tsy maintsy hijaly ny zanak'ôla ary ho lavin'ny lohola sy ireo mpisorogna ary ny mpanora-dalàna, ary hovonona, ka hitsangna aminn'ny maty afaka telo andro. Nolazainy mazava tsara zany. Avy akeo nantsoin'i Petera mangingina Jesosy ka nanomboka nitare mafy an'Azy.
\v 31 \v 32 Nanomboka nampianatra an'jareo Izy fa tsy maintsy hijaly ny zanak'ôla ary ho lavin'ny lohola sy ireo mpisorogna ary ny mpanora-dalàna, ary hovonona, ka hitsangna aminn'ny maty afaka telo andro. Nolazainy mazava tsara zany. Avy akeo nantsoin'i Petera mangingina Jesosy ka nanomboka nitare mafy an'Azy.

View File

@ -1 +1 @@
Kanefa nierika Jesosy de nitazagna ireo mpianany ary avy akeo nitare mafy an'i Petera ka nagnano hoe: "Miala lavitra Ana, ry satana! tsy mbô misaina ny ran'Andriamanitra enao, fa ny ran'ôla." Avy akeo de nagnantso ny vahôka sy ny mpianany niaraka Izy, Ary ozy izy tamin'jareo hoe: "Ra misy te hagnaraka Ana, de tsy maintsy mandà ny tegnany izy, maka ny hazo fijaliany, ary magnaraka Ana.
\v 33 \v 34 Kanefa nierika Jesosy de nitazagna ireo mpianany ary avy akeo nitare mafy an'i Petera ka nagnano hoe: "Miala lavitra Ana, ry satana! tsy mbô misaina ny ran'Andriamanitra enao, fa ny ran'ôla." Avy akeo de nagnantso ny vahôka sy ny mpianany niaraka Izy, Ary ozy izy tamin'jareo hoe: "Ra misy te hagnaraka Ana, de tsy maintsy mandà ny tegnany izy, maka ny hazo fijaliany, ary magnaraka Ana.

View File

@ -1 +1 @@
Na iza na iza te hamonjy ny aignany de hahavery zany, ary ze mavery ny aignany noho Za sy ny filazantsara de mavonjy zany. Fa ino nefa ny tombotsoa azon'ôla tokany, ra mahazo izao tontolo izao, ary avekeo very ny aignany? Ino no afaka amen'ôla raika ho takalon'ny aignany?
\v 35 \v 36 \v 37 Na iza na iza te hamonjy ny aignany de hahavery zany, ary ze mavery ny aignany noho Za sy ny filazantsara de mavonjy zany. Fa ino nefa ny tombotsoa azon'ôla tokany, ra mahazo izao tontolo izao, ary avekeo very ny aignany? Ino no afaka amen'ôla raika ho takalon'ny aignany?

View File

@ -1 +1 @@
N'iza n'iza megnatra Ana sy ny teniko, aketo amin'ity taranaka mijangajanga sy mpagnota ity de ho megnatra an'azy kô ny zanak'ôla rafa tonga akao amin'ny voninahitry ny Rainy miaraka amireo anjely masina Izy
\v 38 N'iza n'iza megnatra Ana sy ny teniko, aketo amin'ity taranaka mijangajanga sy mpagnota ity de ho megnatra an'azy kô ny zanak'ôla rafa tonga akao amin'ny voninahitry ny Rainy miaraka amireo anjely masina Izy