Fri Oct 18 2019 15:25:27 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)
This commit is contained in:
parent
30552c1a4a
commit
697014e08b
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 3 \v 4 \v 5 tandrigneso; nisy mpamafy nande hamfy vôny, ary rah namafy izy, de nisy vôny sasagny niraraka tamin'ny lālana ka avy reo vorogna ka nihinana anazy. Ny vôny sasagny niraraka tamin'ny tany feno korontam-bato, izay tsisy tany betsaka. Tonga de nitsiry regny satria tsy laligna ny tany nisy anazy. Fa rafa nipôka ny masoandro, de nalazo izy ireo, satria tsisy fakany izy, de maigna. Ny vôgny hafa niraraka tamin'ny tany feno tsilo. Ary nitsiry nihageda ireo tsilo ireo de nanery anazy, ka tsy namô vôny. Ny vôny sasany niraraka tamin'ny tany tsara ka namokatra be, ary ny sasagny nitombo avy telopolo heny, ny sasagny enimpolo heny ary ny sasagny zato.
|
||||
\v 3 \v 4 \v 5 tandrigneso; nisy mpamafy nande hamfy vôny, ary rah namafy izy, de nisy vôny sasagny niraraka tamin'ny lālana ka avy reo vorogna ka nihinana anazy. Ny vôny sasagny niraraka tamin'ny tany feno korontam-bato, izay tsisy tany betsaka. Tonga de nitsiry regny satria tsy laligna ny tany nisy anazy. Fa rafa nipôka ny masoandro, de nalazo izy ireo, satria tsisy fakany izy, de maigna. Ny vôgny hafa niraraka tamin'ny tany feno tsilo. Ary nitsiry nihageda ireo tsilo ireo de nanery anazy, ka tsy namô vôny.
|
Loading…
Reference in New Issue