Fri Oct 18 2019 15:31:28 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-18 15:31:28 -04:00
parent 41af12fce1
commit 5b0c9e5c41
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 \v 4 \v 5 tandrigneso; nisy mpamafy nande hamfy vôny, ary rah namafy izy, de nisy vôny sasagny niraraka tamin'ny lālana ka avy reo vorogna ka nihinana anazy. Ny vôny sasagny niraraka tamin'ny tany feno korontam-bato, izay tsisy tany betsaka. Tonga de nitsiry regny satria tsy laligna ny tany nisy anazy. Fa rafa nipôka ny masoandro, de nalazo izy ireo, satria tsisy fakany izy, de maigna. Ny vôgny hafa niraraka tamin'ny tany feno tsilo. Ary nitsiry nihageda ireo tsilo ireo de nanery anazy, ka tsy namô vôny.
\v 3 \v 4 \v 5 tandrigneso; nisy mpamafy nande hamfy vôny, ary rah namafy izy, de nisy vôny sasagny niraraka tamin'ny lālana ka avy reo vorogna ka nihinana anazy. Ny vôny sasagny niraraka tamin'ny tany feno korontam-bato, izay tsisy tany betsaka. Tonga de nitsiry regny satria tsy laligna ny tany nisy anazy.

1
04/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 \v 7 Fa rafa nipôka ny masoandro, de nalazo izy ireo, satria tsisy fakany izy, de maigna. Ny vôgny hafa niraraka tamin'ny tany feno tsilo. Ary nitsiry nihageda ireo tsilo ireo de nanery anazy, ka tsy namô vôny.