auto save

This commit is contained in:
MAD105 2019-10-24 08:00:53 -04:00 committed by root
parent 5da7549814
commit 596d78b3dc
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 26 Na de nampalaelo mafy ny mpanjaka aza zany, de tsy afaka nandà ny fangatany izy nony fenianana nataony sy nony 'reo vahininy nasaina tamin'ny finanana.\v 27 Nony zany de nandidy miaramila tokana avy tamin'ny mpiabina ny mpanjaka ary nandidy an'azy itondra ny lôn'i Jaona ho akeo amin'azy. Lasana le mpiambina ary nanapaka ny lôn'i Jaona tao antrano mizina.\v 28 Nindesiny tan-dovia ny lôhany de nameny anle viavy ary le viavy nanôlotra izany an'ny mamany. \v 29 Rafa hegnon'ny mpianatra zany de tônga zareo naka ny fatiny de nandevina izany.
\v 26 Na de nampalaelo mafy ny mpanjaka aza zany, de tsy afaka nandà ny fangatany izy nony fenianana nataony sy nony 'reo vahininy nasaina tamin'ny finanana.\v 27 Nony zany de nandidy miaramila tokana avy tamin'ny mpiabina ny mpanjaka ary nandidy an'azy itondra ny lôn'i Jaona ho akeo amin'azy. Lasana le mpiambina ary nanapaka ny lôn'i Jaona takao an-dragnomaizigna.\v 28 Nindesiny tan-dovia ny lôhany de nameny anle viavy ary le viavy nanôlotra izany an'ny mamany. \v 29 Rafa hegnon'ny mpianatra zany de tônga zareo naka ny fatiny de nandevina izany.