Mon Oct 21 2019 15:37:15 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-21 15:37:17 -04:00
parent 6019f1e269
commit 56c1f040fa
4 changed files with 7 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 43 \v 44 \v 45 \v 46 Ary ra mbôla takeo am-pitinenanana Izy, de tonga Jodasy, raika amin'ireo rombefolo lã, niaraka tamin'ôla betsaka ze milanja sabô sy kakazo lava avy tamin'ireo lôn'ny mpisorogna, ny mpanora-dalãna,ary ny loôla. Ary le mpamadika Anazy nagnome famantarana an'jareo, Niteny hoe: '' Ze horofoko,Izy le Izy. Samboro Izy de ambeso. Rafa tonga Jodasy de nagnatona an'i Jesôsy avy hatraigny sady niteny hoe: '' Raby; ary nagnoroka Anazy izy . Avy takeo de nosamborinjareo Jesôsy.
\v 43 Ary ra mbôla takeo am-pitinenanana Izy, de tonga Jodasy, raika amin'ireo rombefolo lã, niaraka tamin'ôla betsaka ze milanja sabô sy kakazo lava avy tamin'ireo lôn'ny mpisorogna, ny mpanora-dalãna,ary ny loôla. \v 44 Ary le mpamadika Anazy nagnome famantarana an'jareo, Niteny hoe: '' Ze horofoko,Izy le Izy. Samboro Izy de ambeso. \v 45 Rafa tonga Jodasy de nagnatona an'i Jesôsy avy hatraigny sady niteny hoe: '' Raby; ary nagnoroka Anazy izy . \v 46 Avy takeo de nosamborinjareo Jesôsy.

View File

@ -1 +1 @@
\v 47 \v 48 \v 49 \v 50 Fa nisy raika taminjareo nitsangana takeo namôka sabatra ary namely le mpanompon'ny mpisorognabe ka nagnala ny sofigny. Ozy Jesôzy taminjareo hoe:'' Avy hisambotra Anã ôtran'ny hisambotra jiolahy,miaraka amin'ny sabatra sy kakazo lava ma anareo?'' Tamina taminareo takeo isan'andro nmpiantra takeo amin'ny tempoly, tsy samborinareo. Fa natao zao mbô hatanteraka ny Soratra Masina. De niala Anazy daôly reo niaraka tamin'i Jesôsy ary nilefa.
\v 47 Fa nisy raika taminjareo nitsangana takeo namôka sabatra ary namely le mpanompon'ny mpisorognabe ka nagnala ny sofigny. \v 48 Ozy Jesôzy taminjareo hoe:'' Avy hisambotra Anã ôtran'ny hisambotra jiolahy,miaraka amin'ny sabatra sy kakazo lava ma anareo?'' \v 49 Tamina taminareo takeo isan'andro nmpiantra takeo amin'ny tempoly, tsy samborinareo. Fa natao zao mbô hatanteraka ny Soratra Masina. \v 50 De niala Anazy daôly reo niaraka tamin'i Jesôsy ary nilefa.

View File

@ -1 +1 @@
\v 51 \v 52 Ary nisy gaogna raika, tsy nitafy afa-tsy lamba hariry foagna, Nagnaraka an'i Jesôsy, Rafa nosamborin'ôla izy de napetrany takeo ny lambany de lasana nilefa nipalapala izy.
\v 51 Ary nisy gaogna raika, tsy nitafy afa-tsy lamba hariry foagna, Nagnaraka an'i Jesôsy, Rafa nosamborin'ôla izy \v 52 de napetrany takeo ny lambany de lasana nilefa nipalapala izy.

View File

@ -125,6 +125,9 @@
"14-32",
"14-35",
"14-37",
"14-40"
"14-40",
"14-43",
"14-47",
"14-51"
]
}