Thu Oct 24 2019 17:56:46 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-24 17:56:46 -04:00
parent 853446db88
commit 4d38609898
3 changed files with 3 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 11 Nagnontany an'Azy izy reo hoe: "Nagnino reo mpanora-dalána no nilaza fa tsy maintsy ho avy mialô Elia?'' \v 12 De ozy Izy taminjareo hoe: "Efa tonga vôalôny Elia hagnarina ny zavatra rehetra. Ary nagnino no vosoratra fa ny Zanak'Ola de hijaly mafy amin'ny raha maro ary atao ôtran'ny ôla tsisy dikany. \v 13 Nefa lazaiko aminareo fa efa tonga Elia, ary nataon'ny ôla tamin'Azy ze sitraky ny fony, araka ze efa vôlazan'ny Soratra Masina momba anazy.''
\v 11 Nagnontany an'Azy izy reo hoe: "Nagnino reo mpanora-dalána no nilaza fa tsy maintsy ho avy mialô Elia?'' \v 12 De ozy Izy taminjareo hoe: "Efa tonga vôalôny Elia hagnarina ny zavatra rehetra. Ary nagnino no vosoratra fa ny Zanak'Ola de hijaly mafy amin'ny raha maro ary atao ôtran'ny ôla tsisy dikany. \v 13 Nefa lazaiko aminareo fa efa tonga Elia, ary nataon'ny ôla tamin'Azy ze sitraky ny fony, araka ze efa vôlazan'ny Soratra Masina momba an'Azy.''

View File

@ -1 +1 @@
\v 14 Ary rafa niverigna teo amin'ny mpianatra zareo, de naita ôla betsaka nagnodidigna anazy reo ary reo mpanora-dalãna niady hevitra taminazy. \v 15 Ra vao nahita an'i Jesosy zareo de gaga ny vaôka daôly ary iny niazakazaka nagnatogna anazy igny zareo de niarahaba anazy. \v 16 Nagnotany reo mpianany Izy hoe: "Momba ny ino no iadivanareo evitra amireo."
\v 14 Ary rafa niverigna teo amin'ny mpianatra zareo, de naita ôla betsaka nagnodidigna an'azy reo ary reo mpanora-dalãna niady hevitra taminazy. \v 15 Ra vao nahita an'i Jesosy zareo de gaga ny vaôka daôly ary iny niazakazaka nagnatogna anazy igny zareo de niarahaba anazy. \v 16 Nagnotany reo mpianany Izy hoe: "Momba ny ino no iadivanareo evitra amireo."

View File

@ -92,7 +92,7 @@
"09-04",
"09-07",
"09-09",
"09-14",
"09-11",
"09-17",
"09-20",
"09-23",