auto save

This commit is contained in:
MAD109 2019-10-19 02:29:55 -04:00 committed by root
parent 30c8c6e8b7
commit 45000636ae
3 changed files with 3 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 22 \v 23 Jesosy namaly anjareo hoe: "Managna finôna an'Andriamanitra. Lazaiko aminareo marina tokôtra fa na iza na iza no miteny ami ty tanety ty hoe: Mitsangana ka midarabô agnaty ranomasina; ka ra tsisy fisalasalana akao ampony fa mino fa itranga aminazy ze nilazainy, de ôtran'zany no ataon'Andriamanitra.
\v 23 Jesosy namaly anjareo hoe: "Managna finôna an'Andriamanitra. \v 22 Lazaiko aminareo marina tokôtra fa na iza na iza no miteny ami ty tanety ty hoe: Mitsangana ka midarabô agnaty ranomasina; ka ra tsisy fisalasalana akao ampony fa mino fa itranga aminazy ze nilazainy, de ôtran'zany no ataon'Andriamanitra.

View File

@ -1 +1 @@
\v 24 \v 25 \v 26 Noho izany Za miteny aminareo, ze rehetra ivavanareo sy angatanareo , minoa fa efa nandray an'zany anareo, de ho azonareo zany. Rafa mitsangana sy mivavaka nareo de tsy maintsy mamela ze alaelo daôlo anagnanareo na amin'iza na amin'iza, mbô avelan'ny Rainareo ze aigny an-dagnitra kô ny fahotanareo. [Fagnamarinana: Ny fandikana tsara indrindra de tsy magnisy ny hoe (Jereo ao amin'ny Mat. 16: 15) MK.11: 26" Fa ra tsy mamela heloka kosa anareo, de tsy hamela ny fahotanareo mitsy ko ny Rainareo ze aigny andagnitra."]
\v 24 Noho izany Za miteny aminareo, ze rehetra ivavanareo sy angatanareo , minoa fa efa nandray an'zany anareo, de ho azonareo zany.\v 25 Rafa mitsangana sy mivavaka nareo de tsy maintsy mamela ze alaelo daôlo anagnanareo na amin'iza na amin'iza, mbô avelan'ny Rainareo ze aigny an-dagnitra kô ny fahotanareo.\v 26 [Fagnamarinana: Ny fandikana tsara indrindra de tsy magnisy ny hoe (Jereo ao amin'ny Mat. 16: 15) MK.11: 26" Fa ra tsy mamela heloka kosa anareo, de tsy hamela ny fahotanareo mitsy ko ny Rainareo ze aigny andagnitra."]

View File

@ -1 +1 @@
\v 27 \v 28 De niakatra ho aigny Jerosalema ndre zareo. Aey ra nandende takao an-kianjan'Tempoly Jesosy, de tonga nagnatogna an'Azy ny lôndon'ny mpisoragna, ny mpanora dalana, ary reo lô ôla. Ozy zareo tamin'azy hoe: "Fahefana avy akaiza no agnanovanao regny ra regny, ary iza no nagnome an'naofahefanaagnano an'regny?"
\v 28 \v 27 De niakatra ho aigny Jerosalema ndre zareo. Aey ra nandende takao an-kianjan'Tempoly Jesosy, de tonga nagnatogna an'Azy ny lôndon'ny mpisoragna, ny mpanora dalana, ary reo lô ôla. Ozy zareo tamin'azy hoe: "Fahefana avy akaiza no agnanovanao regny ra regny, ary iza no nagnome an'naofahefanaagnano an'regny?"