Thu Oct 24 2019 17:48:46 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-24 17:48:46 -04:00
parent ebedc9056f
commit 31aaf84147
3 changed files with 3 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 9 Ra nidigna avy taigny antanety zareo,de nafarany mafy mba tsy ilaza na amin'iza na iza ny raha anjareo, raha tsy efa mitsangana amin'ny maty ny Zanak'Ola. \v 10 Ary de notanan- ho anjareo zany teny zany, nefa nifampagnotany reo ny amin'ny mety dikan'zany "Fitsanganana amin'ny maty" zany.
\v 9 Ra nidigna avy taigny antanety zareo,de nafarany mafy mba tsy ilaza na amin'iza na iza ny raha anjareo, raha tsy efa mitsangana amin'ny maty ny Zanak'Ola. \v 10 Ary de notanan-jareo zany teny zany, nefa nifampagnotany reo ny amin'ny mety dikan'zany " Fitsanganana amin'ny maty" zany.

View File

@ -1 +1 @@
\v 11 Nagnontany anazy izy reo hoe: "Nagnino reo mpanoradalana no nilaza fa tsy maintsy ho avy mialô Elia?'' \v 12 De ozy Izy taminjareo hoe: "Efa tonga vôlôny Elia hagnarina ny ra daôly. Ary nagnino no vosoratra fa ny Zanak'Ola de hijaly mafy amin'ny ra maro ary atao ôtran'ny ôla tsisy dikany. \v 13 Nefa lazaiko aminareo fa efa tonga Elia, ary nataon'ny ôla taminazy ze sitraky ny fony, araka ze efa vôlaza ny Soratra Masina momba anazy.''
\v 11 Nagnontany an'Azy izy reo hoe: "Nagnino reo mpanoradalana no nilaza fa tsy maintsy ho avy mialô Elia?'' \v 12 De ozy Izy taminjareo hoe: "Efa tonga vôlôny Elia hagnarina ny ra daôly. Ary nagnino no vosoratra fa ny Zanak'Ola de hijaly mafy amin'ny ra maro ary atao ôtran'ny ôla tsisy dikany. \v 13 Nefa lazaiko aminareo fa efa tonga Elia, ary nataon'ny ôla taminazy ze sitraky ny fony, araka ze efa vôlaza ny Soratra Masina momba anazy.''

View File

@ -91,7 +91,7 @@
"09-01",
"09-04",
"09-07",
"09-11",
"09-09",
"09-14",
"09-17",
"09-20",