Thu Oct 24 2019 17:52:46 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-24 17:52:46 -04:00
parent 7e5a6a720b
commit 231613586b
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 11 Nagnontany an'Azy izy reo hoe: "Nagnino reo mpanora-dalána no nilaza fa tsy maintsy ho avy mialô Elia?'' \v 12 De ozy Izy taminjareo hoe: "Efa tonga vôlôny Elia hagnarina ny ra daôly. Ary nagnino no vosoratra fa ny Zanak'Ola de hijaly mafy amin'ny ra maro ary atao ôtran'ny ôla tsisy dikany. \v 13 Nefa lazaiko aminareo fa efa tonga Elia, ary nataon'ny ôla taminazy ze sitraky ny fony, araka ze efa vôlaza ny Soratra Masina momba anazy.''
\v 11 Nagnontany an'Azy izy reo hoe: "Nagnino reo mpanora-dalána no nilaza fa tsy maintsy ho avy mialô Elia?'' \v 12 De ozy Izy taminjareo hoe: "Efa tonga vôalôny Elia hagnarina ny ra daôly. Ary nagnino no vosoratra fa ny Zanak'Ola de hijaly mafy amin'ny ra maro ary atao ôtran'ny ôla tsisy dikany. \v 13 Nefa lazaiko aminareo fa efa tonga Elia, ary nataon'ny ôla taminazy ze sitraky ny fony, araka ze efa vôlaza ny Soratra Masina momba anazy.''