Thu Oct 24 2019 15:10:44 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-24 15:10:45 -04:00
parent 0297208076
commit 1be1964a85
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 20 De nody tandragno Izy ,ary de niaraka tonga ndre ny vaôka, de tsy afaka ninana avy zareo. \v 21 Rafa naregny an' izany ny fianakavena , de nivoaka zareo niaka Ana'zy, satria lazainjareo hoe; very saina Izy. \v 22 Ary reo mpanara-dalana ze nidigna avy taigny Jerosalema de nilaza fa:'' nipetran' i Belzeboba Izy '', ka amin'ny alalan' ny mpanapaka ny demonia no androany ny demonia.'''
\v 20 De nody tandragno Izy ,ary de niaraka tonga ndre ny vaôka, de tsy afaka ninana avy zareo. \v 21 Rafa naregny an' izany ny fianakavena , de nivoaka zareo niaka an'Azy, satria lazainjareo hoe; very saina Izy. \v 22 Ary reo mpanora-dalàna ze nidigna avy taigny Jerosalema de nilaza fa:'' nipetran' i Belzeboba Izy '', ka'' amin'ny alalan' ny mpanapaka ny demonia no androany ny demonia.'''