Fri Nov 15 2019 10:22:27 GMT-0800 (Pacific Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-11-15 10:22:27 -08:00
commit 175fd57efc
72 changed files with 153 additions and 2 deletions

1
05/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1Tonga takaigne ampitan-dranomasina zareo, takao amin'ny faritr'i Garasena. \v 2 Rafa niala avy takao ami'le sambokely Jesosy ava hatraigny de nisy leila raika vôn'ny fagna ratsy nagnatogna anazy avy takaigny ami'le fasana

1
05/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3Nentotra takagny ami'le fasagna le leila. Tsisy afaka nitana an'azy tsony, na de tamina rojo vy aza. \v 4 Vôfatotra im-betsaka tamigna gadra vy sy rojo vy notapagny le rojo vy ary potika reo gadra vy. Tsisy nanagna hery nife anazy.

1
05/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Isan'alina sy isan'andro takaigny amireo fasagna sy takaigny an-tanety, de mikikika izy ary nandratra ny tegnany tamina vato varangitra. \v 6 Rafa natazagna an' Jesosy avy talavitra izy de niazakazaka nankeo amin'Azy ary nenkoka takeo alôny.

1
05/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Ary nika tamina feo mahery izy hoe: "Inona ma ny ifandraisako Aminao, ry Jesosy zanak'Andriamanitra Agnabo be? Mengavy An'nao amin'ny anaran'Andriamanitra raika za, aza mampijaly ana".\v 8 Fa izy niteny tamin'azy hoe: "Mivoa amin'io leila io, ry fagna maloto".

1
05/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Ary Izy nagnotany an'azy hoe: "Iza ny agnaranao?" Ka nivaleny hoe: "Legiona ny agnarako, satria betsaka be zahay." \v 10 Ary nengavy mafy tamin'Azy hatraigny hatraigny izy tsy handrôka an'anazy reo avelan'ny faritra.

1
05/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Ary nisy andenan'kisoa niraotra takaigny an-tanety, \v 12 ary nengavy tamin'azy zareo, nagnano hoe: "Alefaso ami'reo kisoa zahay; avelao zahay iditra ami'reo. Avelao zahay hiditra akao ami'reo".\v 13 Ka de navelany zareo; ary nivôka reo fagna maloto ka niditra tami'reo kisoa ary avy de nirifatra takaigny amina antsagna ho aigny an-dranomasina reo, ary kisoa takeo amina roa arivo takeo no maty tan-dranomasina.

1
05/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Nitsoka nilefa reo nampinana ny kisoa ary nitatitra ny ra niseo takao an-tanàna sy takaigny ambanivotra, ary ôla betsaka no nivôka niza ny ra niseo. \v 15 Avy takeo zareo nakeo amin'i Jesosy ary itan'jareo le leila nitoran'le demonia, le raika ze nitôran'ny legiona, nipetraka takeo, nitafy ary ampy saigna, ka de natatra 'zareo

1
05/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 Reo ze naita ny ra nitranga tami'le leila nitôran'le demonia de nitantara tamin'jareo ny momban'izany tamin'ny atsipiriny, ary kô nitantara momba an'reo kisoa tami'jareo. \v 17 De netomboka nengavy an'jareo mba helany akeo amin'ny faritry zareo.

1
05/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 Rafa hiakatra takao amin'le sambokely Izy, de nengavy tamin'Azy le leila nitôran'le demonia mba hiaraka amin'Azy. \v 19 Saigy tsy namela tsy namela an'azy anefa Jesosy, fa nagnano tamin'azy hoe: "Mandiana mody akaigny amin'ny tragnonao sy ny fenakavenao ary tantarao amin'jareo ze nataon'ny Tompo taminao, sy namindrany fo taminao". \v 20 De lasana nody izy ary nanomboka nagnambara ze ra gedabe ze nataon'i Jesosy tamin'anjy takaigny Dekapolisy, ary gaga ny daôly.

1
05/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 21 Ary refa nande takaigny ampita ndre Jesosy, tamin'ny sambo kely, de 'ndreo nisy vahôka betsaka be niangona nagnodidigna an'Azy, ra takeo amorogna ranomasina igny Izy. \v 22 Avy takeo tonga ny raika mpitarika ny Synagoga, atao hoe Jairo, ka ra vô naita an'Azy, de nentoraka takeo an-tongony.\v 23 Nitalao hatraigny hatraigny izy, nagnano hoe: "Marary mafy efa ho foaty ny zanako vevavy. Mitalao aminao za, ave ary apitrao amin'azy ny tagnanao de ho velona izy." \v 24 De lasana niaraka tamin'azy Izy, ary vahôka betsaka be no nagnaraka sy naniry nagnodidigna anazy.

1
05/25.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 25 Ary nisy vevavy raika takeo vôn'ny faverezan-drà robefolo taona. \v 26 Nijaly be tokô izy ary nitety mpitsabo maro sy nandany ny fanagnany daôly, nefa tsy nety sitragna fa vô maika ne ratsy. \v 27 Rafa naregny reo tatitra momban'i Jesosy izy, de nakao afarany agnaty vahôka izy ary nikasika ny fitafiny.

1
05/28.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 28 Satria ozy izy hoe: "Ra makasika ny lambany fôgna za, de sitragna". \v 29 Rafa nikasika an'Azy izy, de nijanona ny faverezan-drà, ary tsapany hatraigny agnatiny fa sitragna izy.

1
05/30.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 30 Fantatr'i Jesosy niaraka tamin'zay fa nisy hery niala tamin'Azy. Nitodika takaigny amin'ny vahôka Izy ary niteny hoe: "Iza no nikasika ny fitafeko?"\v 31 De namaly an'Azy reo mpianany nagnano hoe: "Itanao reo vahôka marobe mifanisika aminao reo, ka ozy anao hoe: "Iza no nikasika Ana. \v 32 Fa nijery ny magnodidigna an"Azy Jesosy mba ahitany ze nagnano an'zany.

1
05/33.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 33 Le vevavy, nafantatra ze nitranga tamin'anjy, de natatra sy nangitakitaka. Nande izy ary nentoraka takeo agnolônan'i Jesosy ka nilaza tamin'Azy ny marina daôly. \v 34 De ozy Jesosy tamin'azy hoe: "Anaka, ny finônao no nahasitragna an'nao. Madiana amin'ny fiadanana ary sitragna amin'ny aretinao."

1
05/35.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 35 Ra mbôla niteny izy, de tonga ny ôla sasagny avy taigny amin'ny mpitarika ny Synagoga, nagnano hoe: "Efa maty ny zanakao. Nahôna no mbôla magnairana ny mpampianatra iany."

1
05/36.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 36 Fa rafa naregny ny ze nolazain'jareo Jesosy, de ozy izy tamin'le mpitarika ny Synagoga: "Aza matatra.Minoa fôgna iany".\v 37 Ary tsisy navela niaraka amin'Azy, afa-tsy Petera,Jakoba,ary Jaona ralan'i Jakoba. \v 38 Tonga taigny an-dragnon'le mpitarika ny Synagoga zareo ary naita ôla nitabataba be takeo izy, nitomagny sy nidradradradra mafy zareo.

1
05/39.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 39 Rafa niditra ny trano izy, de ozy izy tamin'jareo hoe: "Nagnino anareo no mitabataba sy mitomagny? Tsy maty ny zaza fa matory". \v 40 Nimeme an'Azy zaeo. Nefa navôkany taigny ambelagny zareo daôly ary naka ny ray sy ny renin'ilay zaza sy reo ze niaraka taminazy, ary niditra tamin'le efitra nisy an'le zaza izy.

1
05/41.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 41 Noraisiny ny tagnan'le zaza ary niteny tamin'azy hoe: "Talita, Komy!" izay ra adika de hoe: "ragaombavy, miteny aminao za, mitsangàna!" \v 42 Ary avy hatraigny de nitsangana ragaombavy ary nande (satria roa ambefola taona izy) . Talanjogna avy hatraigny izy ereo. \v 43 Noraràny mafy izy reo mba tsisy na iza na iza afantatra ny momba an'zao. Avekeo de nasainy namena ahanina ra gonbavy.

1
05/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 5

1
07/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Ireo fariseo sy ny mpanoradalana sasagny ze avy aigny Jerosalema de tonga niangona nagnodidina an'Azy.

1
07/02.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 2Ary tazan'jareo ny mpianany sasagny nihinana mofo tamin'ny tagnana maloto, zany hoe, tsy vôsasa . \v 3 (Fa ny fariseo sy ny jiosy daôly de tsy mba mihinana raha tsy efa nanasa tagnana zareo, satria magnaraka ny fombofomban'ireo loholona.)\v 4Ary rafa miverigna avy aigny an-tsena ireo Fariseo, de tsy mihinana zareo ra tsy avy mandro ary mitandrina fomba maro hafa fatratra zareo, ôtrany ny fagnadiovana ny kapoaka sy ny famarana, sy fanaka varahina, ary ny fandrena izay ihinanan'jareo.)

1
07/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Ireo Fariseo sy ny mpanoradalana nagnotany an'i Jesosy hoe: "Nanakôry ny mpianatrao no tsy mande araka fombafombandreo loholona, fa minana ny mofon'jareo amin'ny tagnana tsy vôsasa?"

1
07/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Nefa hoy Izy tamindreo: "Isaia naminagny tsara momba nareo mpiatsaravelatsia. Nosoratany hoe: Ty vahôka ty magnaja Ana amin'ny molony, fa ny fony kosa lavitra Ana.\v 7 Fôgna ny fivavahana atolotry zareo Any, ra mampianatra ny fitsipik'ôlombela ho fampianaranjareo.'

1
07/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Afoinareo ny didin'Andriamanitra ka tagnanareo mafy ny fomban' ôla. "\v 9 Ary ozy ihany kô Izy taminjareo:" Salan'ny manakôry ny fagnarenareo ny didin'Andriamanitra mba hitandremagnareo ny fomban-drazanareo!\v 10 Fa ozy Mosesy: 'Magnajà ny rainao sy ny reninao,' ary kô, 'Zay miteny ratsy ny rainy sy ny reniny de ho foaty tokô.'

1
07/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Kanefa ianareo miteny hoe: 'Ra misy leila raika miteny ny rainy sy ny reniny hoe: 'N'ino n'ino tenao ho azo tamina de efa Korbana,''' (izany hoe: 'Nomena an'Andriamanitra') \v 12 de tsy avelanareo hagnano n'ino n'ino amin'ny rainy sy ny reniny ntsony izy.\v 13 Magnafoagna ze taravin'Andriamanitra nareo noho ny fomban-drazanareo ze notagnanareo. Ary ra maro sahala amin'izany ko no ataonareo."

1
07/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Ary nagnatso ny vahôka ndre Izy ka niteny taminjareo hoe: "Meno Ana, nareo daôly, ka fantaro.\v 15 Tsy misy ra avy avelagny miditra akao agnatign' ôla ka afaka mahaloto anazy daôly miditra akao aminy. Fa ze mivôka avy akao agnatign' ôla no mahaloto anazy."\v 16 [Ny fandikana tsara indrindra de tsy magnisy ny andininy faha 16: Ra misy magnan-tsofigna enona, aoka izy eno.]

1
07/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Ary rafa niala takeo amin'ny Jesosy ka niditra akao an-tragno, ny mpianany nagnontany Anazy momba an'le fagnoharana.\v 18 Ozy Jesosy taminy: "Ianareo kô ve mbola tsy magnana fahalalana? Tsy tazagnareo va fa ze miditra akao agnatign' ôla avy akagny ivelagny de tsy mahaloto anazy,\v 19 satria tsy afa-miditra akao am-pony zany, fa akoa an-kibony ihany ka mivôka akagny amin'ny fivoana?" Tamin'izany fanambarana zany de nahatonga ny anina daôly ho madio i Jesosy.

1
07/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20 Ozy: "Ze mivôka avy akao amin' ôla no mahaloto anazy. \v 21 Fa avy akao agnatign'ôla, avy akao am-pony, no ivoahan'ny sain-dratsy, ny fahavetavetana, ny famonon'ôla,\v 22 ny fijangajangana, ny fitsiriritana, ny haratsiam-pagnahy, ny fitaka, ny fijejojejoana, ny hadalana. \v 23 'Zany ra-ratsy daôly zany no mivôka avy akao agnatign' ôla, ary reo no mahaloto anazy."

1
07/24.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 24 Niala takeo Izy nande tany amin'ny faritry ny Tyro sy Sodona. Niditra takao an-tragno Izy ary tsy teny ho fantatr'iza na iza fa takao Izy, kanefa tsy afaka nisitrika.\v 25 Kanefa niaraka tamin'izay de nisy vevavy raika, izay nisy fagnahy maloto raika ny zanagny vavy kely, naeno ny aminy, tonga, ary niankotra takeo an-tongony . \v 26 Ary Grika le vevavy, Syro-foinika no niaviany. Niangavy Taminy izy mba hamôka ny demonia hiala amin'ny zanagny vavy.

1
07/27.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 27 Ozy taminy: "Aoka amena anina aloha ny zaza. Satre tsy manjary ny maka ny mofon-jaza ka manipy agnazy ho an'ny amboa."\v 28 Nefa namaly izy ka nagnano Taminy hoe: "Eny, Tompo, fa na ny amboa akao ambany katabatra aza dia mba omana ny potopotogny amin'ny mofon-jaza."

1
07/29.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 29 De Ozy taminy: "Noho izany teninao zany, afaka mandeha enao. Efa nivôka tamin'ny zanakao vavy ny demonia".\v 30 Ary ra niverigna tagny an-tragnony ravevavy de tazagny ny zaza natory takeo ambonin'ny fandrena, ary ny demonia efa niala.

1
07/31.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 31 Ary Jesosy nivôka ndre niala ny faritry Tyro, de namaky an'i Sodona hatrany amin'ny Ranomasin'Galilia ka niakatra ny faritry Dekapolisy.\v 32 Ary nidesin'jareo takeo Aminazy ny ôla iray maregnina sady talelaka, ary nitalao Taminy zareo mba hametrany ny tagnana aminy.

1
07/33.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 33 Nindesiny le leila nitokana niala takeo amin'ny vahôka Izy, de nametraka ny ratsa-tagnany tagnaty sofiny Izy, ary de nandrora izy sady nikasika ny lelany.\v 34 De nitraka nitazagna lanitra, de niseto ka nagnano taminy hoe: "Efata," 'zany hoe: "Maladia!"\v 35 Ary vetiketika teo ny sofiny de naeno, ary ze namatotra ny lelany de potika ary afaka nitare mazava tsara izy.

1
07/36.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 36 Ary Jesosy nandrara anjareo tsy hiteniteny na amin'iza na amin'iza. Kanefa na de nangavena aza zareo, vao maika namparitaka izany bebe koko. \v 37De varena tanteraka ny ôla, ka niteny hoe: "Nataony tsara daôly ny ra daôly. Nataony maeno ko ny maregnina ary miteny ny moagna."

1
07/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 7

1
08/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Tamin'izany andro zany, de nisy vahôka betsaka ndray, ary tsy nanan-kohanina zareo. De nagnantso ny mpianany Jesosy ary nitare tamin'jareo hoe: \v 2 " Mafiraigna Ana reo vahôka, satria efa telo andro zareo no nanohy niaraka tamina ary tsy manan-koanina. \v 3 Ra asaiko mody aigny andragnony tsy mihinana zareo, de mety ho safotra an-dalana. Ny sasagny amin'jareo de avy aigny an-tany lavitra.\v 4 Namaly an'Azy reo mpianany hoe:" Aiza no hahazoantsika mofo ampy hamokisana reo vahôka reo aty an-tany fogna ôtran'izao?"

1
08/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Nagnotany an'jareo Izy hoe: "Firy Ny mofo anagnanareo"? Ozy zareo hoe: "Fito" Nandidy ny vahôka mbo hipetraka amin'ny tany Izy. Noraisiny ny mofo fito, de nisaotra Izy, ary nanapaka an'reo.\v 6Natolony ny mpianany zany mbo ho zarain-jareo amin'ny vahôka, ary napetrak'izareo takeo agnolon'ny vahôka zany

1
08/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7Ary mbôla nanagno hazandrano kely vitsivitsy ihany kô zareo, ka rafa avy nisôtra an'jareo Izy, de nandidy an'jareo mpianatra mbô handroso an'izany kô Izy.\v 8De nihinana ry zareo ka voky, ary nalain-jareo ny sombitsobiny tavela, ze nafeno karapaka fito geda.\v 9Tokony ho efatrarivo takeo ho eo ny ôla tamin'izany. Avy takeo nalefany nody ry zareo.\v 10Avy hatraigny de niakatra tao an-tsambokely niaraka tamin'reo mpinany Izy, ary nande nankaigny amin'ny faritr'i Dalmanota ry zareo.

1
08/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 De nivoaka reo fariseo ary nanomboka nifamaly taminy. Nikaraka famantarana avy aigny an-dagnitra taminy ry zareo, mbô hitsapana an'Azy.\v 12Nisento mafy teny amin'ny fanahiny Izy ary nitara hoe: "Nanakory no mikaraka famantarana ity taranaka ity? Nefa lazaiko marina aminareo, fa tsy misy famantarana amena an'ity taranaka ity zany."\v 13Avy takeo de nandaosa azy reo Izy, niakatra takao agnaty sambokely ndray. Ary niala lavitra taigny am-pita.

1
08/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Ary tsy tadidin'ny mpianatra ny nitondra mofo niaraka tamin'jareo. Tsy nanagna meôtra ny tokana zareo takao agnaty sambo.\v 15De nampitandrina an'jareo Izy ka nitaraviny hoe: "Miambena ary mitandrema amin'ny masirasir'ireo Fariseo sy ny masirasiran'i Heroda"

1
08/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 De nifagnotany tegna ny mpianatra hoe: "Nony ntsika tsy managna mofo ma izany."\v 17 Fantatr'i Jesosy zany, ary ozy Izy tamin'jareo hoe: "Nanakory ny amin'ny tsy fanagnana mofo ny fisaignanareo? Mbôla tsy azonareo ma? Mbôla tsy takatrareo kô? Nanjary donto ma ny fonareo?

1
08/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 Magnana maso nareo, fa tsy matazagna nga? Magnan-tsofigna, fa tsy maregny nga? Tsy tadidinareo nga?\v 19Rafa nanapaka ny mofo dimy ho an'ôla dimy arivo Za, de karapaka firy feno sombitsombina mofo no nangoninareo? Ozy zareo taminy hoe: "Roambefola"

1
08/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20 Rafa nanapaka ireo mofo fito hoan'ôla efatrarivo Za, firy karapaka ny ambiny nangoninareo? Ozy izy tamin'jareo hoe: Fito."\v 21Ary ozy izy hoe: "Mbôla tsy takatrareo ihany ma?

1
08/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 22 Tonga taigny Betsaida ry zareo. Ary nisy jamba raika nentin'ôla takeo aminy ary niangaven-jareo Jesosy mbô hikasika an'azy.\v 23Nentin'i Jesosy tamin'ny tagnana le jamba, ary mitarika an'azy nivoaka ny tanana. "Rafa nandrora tamin'ny masony Izy ary nametraka ny tagnany tamin'azy, de nagnotany na'azy izy hoe: Matazagna ra ma enao?

1
08/24.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 24 De nitraka izy, ka nitaraviny hoe: Matazagna ôla ôtra ny kakazo mandehandeha za".\v 25Napetak'i Jesosy tamin'ny masony ndre ny tagnany ary nahiratra le leila ny masony, de niverigna tamin'ny laoniny ny fahitany, ary natazana mazava tsara ny ra daôly izy.\v 26De nalefan'i Jesosy nody izy ary notaraviny hoe: "Aza miditra akao an-tanana"

1
08/27.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 27 Nande nivôka Jesosy sy ny mpianany nankaigny an-tananan'i Kaisaria Filipo. Taigny an-dalana de nagnotany an'ireo mpianany Izy hoe: "Ataon'ny ôla hoiza ma Za? \v 28Namaly an'Azy zareo ka nitaraviny hoe: Jaona mpagnano Batisa. Ny sasagny mitara hoe: Elie, ary ny sasagny hoe: Raika amin'ireo mpaminagny".

1
08/29.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 29 Nagnotany an'jareo Izy hoe: "Fa ianareo kosa magnano Ana ho iza? "De ,namaly an'azy Petera hoe: "Enao no Kristy." \v 30Nampitandrina an'jareo Jesosy tsy hilaza ny momba an'Azy na amin'iza na amin'iza.

1
08/31.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 31 Nanomboka nampianatra an'jareo Izy fa tsy maintsy hijaly ny zanak'ôla ary ho lavin'ny lohola sy ireo mpisorogna ary ny mpanora-dalàna, ary hovonona, ka hitsangna aminn'ny maty afaka telo andro.\v 32 Nolazainy mazava tsara zany. Avy akeo nantsoin'i Petera mangingina Jesosy ka nanomboka nitare mafy an'Azy.

1
08/33.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 33 Kanefa nierika Jesosy de nitazagna ireo mpianany ary avy akeo nitare mafy an'i Petera ka nagnano hoe: "Miala lavitra Ana, ry satana! tsy mbô misaina ny ran'Andriamanitra enao, fa ny ran'ôla."\v 34Avy akeo de nagnantso ny vahôka sy ny mpianany niaraka Izy, Ary ozy izy tamin'jareo hoe: "Ra misy te hagnaraka Ana, de tsy maintsy mandà ny tegnany izy, maka ny hazo fijaliany, ary magnaraka Ana.

1
08/35.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 35 Na iza na iza te hamonjy ny aignany de hahavery zany, ary ze mavery ny aignany noho Za sy ny filazantsara de mavonjy zany.\v 36Fa ino nefa ny tombotsoa azon'ôla tokany, ra mahazo izao tontolo izao, ary avekeo very ny aignany? \v 37Ino no afaka amen'ôla raika ho takalon'ny aignany?

1
08/38.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 38 N'iza n'iza megnatra Ana sy ny teniko, aketo amin'ity taranaka mijangajanga sy mpagnota ity de ho megnatra an'azy kô ny zanak'ôla rafa tonga akao amin'ny voninahitry ny Rainy miaraka amireo anjely masina Izy

1
08/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 8

1
12/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Nanomboka nampianatra azy reo tamin'ny alalan'ny fanoharana Jesosy. Ozy izy hoe: "Leila nagnano tanim-goaloboka, nanisy fefy magnodidina izany, ary nandavaka famiazana. Nanangana tilikambo izy ary avy takeo nampanofa tanim-boaloboka tamin'ny mpamboly voloboka. De niala nande lavitra izy avy takeo. \v 2 Tamin'ny fotoana majary, de naniraka mpiasa ho aigny ami'le mpamboly vôloboka izy mba hiaka amin'jareo ny sasagny amin'ireo ze tokony ho anjarany amin'ny vokatry le tanim-boaloboka.\v 3 Fa nosamborin-jareo Izy, nitarôny, ary noroasiny tsy hitondra ninonino.

1
12/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Nagniraka mpiasa hafa ho aigny amin'jareo ndre izy, de noratrain'jareo takeo amin'ny lôny ary nalany baraka. De mbola nandeha hafa ndre kô izy, ary novonoin'jareo le raika io. Nataon'jareo ôtran'zany daôly ze tonga takao, notarony ny sasagny ary novonoinyreo afa.

1
12/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Mbôla nanagna ôla raika afa nasaina izy de zanaka malala. Iza no farany nalefany taigny amin'jareo. Ozy hoe: "Mba hagnaja ny zanako la zareo." Nefa nifampiresaka reo mpamboly vôloboka hoe: "Ity le mpandova. Ave, andao vonontsika izy, de ho hoazontsika ny lova."

1
12/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Nosamborin'jareo izy, de novonoiny, ary natsipiny taigny ivelan'ny tanim-boaloboka. Ka, ino ary no ho ataon'lay tompon'ny tanim-boaloboka? Ho avy izy ka handripaka reo mpamboly voaloboka ary hognome ny tanim-boaloboka ho an'ny hafa.

1
12/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Tsy novakianareo nga zao Soratra Masina zao? "Ny vato zay volavin'ny mpagnano tragno, no tonga vato fehizora.\v 11 Avy tamin'ny Tompo zany,ary de mahagaga eo imasontsika."\v 12 Nikaraka ny hisamborana an'Jesosy zareo, saigy natatra ny vahôka, satria fantan'jareo fa hanoherana an'jareo no nitaraviny zany fagnoharana zany. ka de navelanjareo Izy ary lasa nande zareo.

1
12/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 De nagneraka ny Fariseo sy Herodiana sasagny ho aigny Aminy mba hamandrena Azy amin;ny koragna zareo.\v 14Rafa tonga zareo, de Ozy zareo tamin'ny hoe: "Mpampianatra ô, fantatray fa tsy magnaô ny hevitr'ôla Ianareo, ary tsy mampiseho fiangarana akeo amin'ny ôla. Mampianata marina ny lalàn'Andriamanitra Ianao.Ara-dalàna ma sa tsia ny mandô hetra ami-kaisara? Tokony handô hetra ma zahay sa tsia?"\v 15Fa fantatr'i Jesosy ny fihatsarambelatsihi-jareo ka nitare tamin-jareo hoe: "Magnino anareo no mitsapa Ana? Tondravo denaria tokana Za mbô tazagnako an'izany"

1
12/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 De nitondran'jareo vola raika Jesosy. Ozy izy tamin'jareo hoe: "Endrik'iza ity sary sy soratra ity? Ozy zareo hoe: an'i Kaisara."\v 17 Ozy Jesosy hoe: "Omeo an'i Kaisara ze an'i Kaisara, ary omeo an'Andriamanitra ze an'Andriamanitra." De gaga tamin'Azy zareo.

1
12/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 Avy akaeo ireo Sadoseo, izay milaza fa tsy misy ny fitsanganana amin'ny maty, de tonga takeo aminy. Nagnotany an'Azy zareo nagnano hoe: \v 19 "Mpampianatra ô, nanoratra an'izao hoanay Mosesy hoe: Ra maty ny ralahin'ny leila raika ary nametraka vady izy, nefa tsy mbô nananjanaka, de tokony manambady le vadin-dralany le leila, ka hanagna taranaka hoan'ny ralany.

1
12/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20 Nisy fito mirala; nanambady le vôlôny ary maty, tsy nametraka taranaka.\v 21 Avy akeo naka an'azy ny faharo de maty, tsy nametraka taranaka de Ôtran'izany kô ny fatelo.\v 22 Tsisy nametraka taranaka zareo fito, ny farany indrindra, maty kô le ramatoa.\v 23 Amin'ny fitsanganana amin'ny maty, rafa hitsangana ndre zareo, de ho vadin'iza zareo? Satria samy nanambady an'azy daôly zareo fito mirala.

1
12/24.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 24 Ary ozy Jesosy hoe: "Tsy zany ma no antony madiso hevitra anareo, satria tsy hainareo na ny soratra masina na ny herin'Andriamanitra?\v 25 Satria rafa mitsangana amin'ny maty zareo, de tsy hanambady na hatolotra amin'ny fanambadena, fa ho ôtran'ny anjely aigny andagnitra.

1
12/26.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 26 Fa makasika ny amin'ny fitsanganan'ny tegna amin'ny maty, tsy nivakinareo ma ny takao amin'ny bokin'i Mosesy, akao amin'ny andalana momba le vôroy, ny niresan'Andriamanitra taminy ka nilazany hoe: "Za no Andriamanitr'i Abrahama sy Andriamanitr'i Isaka ary andriamanitr'i Jakoba"?\v 27 Izy de tsy Andriamanitry ny maty, fa an'ny velogna, somary diso hevitra nareo".

1
12/28.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 28 Nisy raika tamin'ireo mpanora-dalàna tonga ary naregny ny Koragnan-jareo;\v 29 Hitany fa novalian'i Jesosy tsara zareo.Ary nagnotany an'Azy zareo hoe: Ino ny didy geda indrindra amin'izy daôly?" Jesosy namaly hoe: "ny geda indrindra de izao" Mihaino, ny Tompo Andriamanitsika,ry Israely de Tompo tokana.\v 30 Tsy maintsy mité ny Tompo Andriamanitsika Amin'ny fonao daôly anao , amin'ny fagnanao daôly, amn'ny fanahinao dahôly, amin'ny sainao dahôly sy amin'ny herinao daôly. Ty ny didy faharô: \v 31 "Tsy maintsy mite ny namagnao ôtran'ny tegnanao anao" tsisy didy hafa gedabe mihôtran'reo.

1
12/32.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 32 Ozy le mpanora-dalàna hoe: "Tsara zany ry Mpampanatra." Vôlazanao marina fa Andremagnitra de tôkana, ary tsy misy af-tsy Izy.\v 33 Ary ny mite an'Azy amin'ny fo daôly sy amin'ny saigna daôly sy ny hery daôly, ary mité namagna ôtran'ny tegna, de tsara lavitra miôtra ny fagnatitra dorôna sy ny sorogna daôly.\v 34 Rafa hitan'i Jesôsy fa naggnome valina koragna hendry izy, de nitare taminy izy hoe: "Tsy lavitra ny fanjakan'Andremagnita anao". Ary tafaran'zany, de tsisy ôla sahy nametraka fagnontanena tamin'i Jesôsy intsony.

1
12/35.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 35 namaly Jesôsy, ra nampianatra takeo amin'ny tempoly Izy de ozy Izy hoe: " Akôry na ny itaravan'ny mpanora-dalàna fa Kristy de Zanak'Andremagnitra? \v 36 Davida tegnany, tamin'ny Fanahy Masina, nagnano hoe: "Ny Tompo nitare tamin'ny Tompoko hoe:Miantôrà akao an-tagnana an-kavanako, mandrampagnaovako ny fahavalonao ho fitôran-tongotrao."\v 37 Davida tegnany aza nagnantso an'Azy hoe: Tompo; ka manakôry ny maha-Zanak'i Davida an'i Kristy." Nihaino tamim-pfalena reo vaôka maro be.

1
12/38.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 38 Tamin'ny fampenarany Jesôsy de nikoragna hoe: "Mitandrema amin'reo mpanora-dalàna, ze te mandende amin'ny akanjo lava ary ten'jareo ny arabaina akaigny an-tsena.\v 39 Ary ten-jareo ny maazo ny seza vôlôny agny amin'ny synagôga sy ny tôragna vôlôny any amin'ny fety.\v 40 Mandroba ny tranon'reo magnano tegna zareo ary magnano vavaka lava be ho regnin'ôla. Ireo leila ireo de handray fagnaelôhana gedabe tokô.

1
12/41.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 41 Avy takeo Jesôsy nentotra nifagnitsy ny vata fanatazan-drakitra takao amin'ny Tempoly; Nitazana an'reo ôla daôly ze nandrotsaka vola takao amin'ny vata fandatsahan-drakitra . Mpanankarena maro no nandrotsaka vola beda be takao.\v 42 De nisy vaiavy mahantra mpagnano tegna raika tonga nandrotsaka farantsakely rôy, ze kely variroaventy. Oharogna amin'ny iraimbilanja.

1
12/43.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 43 De nantsoviny reo mpianany ary ozy Izy tamin-jareo hoe:" Lazaiko aminareo marina tokôtra fa ity vaiavy mahantra magnano tegna ity no nadrotsaka betsaka miôtra ny ôla ze nandrotsaka vola takao amin'ny vata fanatazan-drakitra.\v 44 Satria ny daôly de nagnome tamin'ny fanagnamben-jareo. Fa ity magnano tegna ity kosa,tamin'ny fahantrany denandrotsaka ny voa daôly ze tokony hivelomany takao"

1
12/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 12

View File

@ -1,3 +1,4 @@
<<<<<<< HEAD
# License
## Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International (CC BY-SA 4.0)
@ -27,3 +28,10 @@ You do not have to comply with the license for elements of the material in the p
No warranties are given. The license may not give you all of the permissions necessary for your intended use. For example, other rights such as publicity, privacy, or moral rights may limit how you use the material.
This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/).
=======
# License
This work is made available under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International License (CC BY-SA). To view a copy of this license, visit [http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/) or send a letter to Creative Commons, PO Box 1866, Mountain View, CA 94042, USA.
If you would like to notify unfoldingWord regarding your translation of this work, please contact us at [https://unfoldingword.org/contact/](https://unfoldingword.org/contact/).
>>>>>>> 705f37cebbc4010c5c14401d3e98213dfa90fc32

View File

@ -32,6 +32,79 @@
}
],
"parent_draft": {},
"translators": [],
"finished_chunks": []
"translators": [
"MAD108"
],
"finished_chunks": [
"07-title",
"07-05",
"07-06",
"07-08",
"07-11",
"07-14",
"07-17",
"07-20",
"07-24",
"07-29",
"07-31",
"07-36",
"07-33",
"07-27",
"05-36",
"05-33",
"05-30",
"05-25",
"05-21",
"05-18",
"05-16",
"05-14",
"05-title",
"05-28",
"05-35",
"05-39",
"05-41",
"05-11",
"05-09",
"05-05",
"08-title",
"08-01",
"08-05",
"08-07",
"08-11",
"08-14",
"08-16",
"08-20",
"08-22",
"08-24",
"08-27",
"08-29",
"08-31",
"08-33",
"08-35",
"08-38",
"08-18",
"12-08",
"12-06",
"12-04",
"12-28",
"12-32",
"12-41",
"12-43",
"12-38",
"12-35",
"12-26",
"12-24",
"12-20",
"12-18",
"12-16",
"12-13",
"12-10",
"12-01",
"12-title",
"05-01",
"05-03",
"05-07",
"07-01",
"07-02"
]
}