auto save

This commit is contained in:
MAD105 2019-10-21 04:10:50 -04:00 committed by root
parent 5bb2a5ae01
commit 1265786e50
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 34 Tamin'ny ora fahenina de tonga takeo amin'ny tany daôly ny aizigna katramin'ny ora fahasivy . \v 33 Tamizany ora fahasivy zany de nieka tamin'ny feo matanjaka Jesôsy hoe: "Eloy, Eloy, Lamà sabktany? ze midika hoe:" Andriamanitra ô, Andriamanitra ô, nagnino Anao no de nahafoy Ana?" \v 35 Ny sasagny tamireo ze nitsangana takeo naregny ny teniny de nitare hoe:" Tazagno,fa magnantso an'i Elia Izy."
\v 33 Tamin'ny ora fahenina de tonga takeo amin'ny tany daôly ny aizigna katramin'ny ora fahasivy . \v 34 Tamizany ora fahasivy zany de nieka tamin'ny feo matanjaka Jesôsy hoe: "Eloy, Eloy, Lamà sabktany? ze midika hoe:" Andriamanitra ô, Andriamanitra ô, nagnino Anao no de nahafoy Ana?" \v 35 Ny sasagny tamireo ze nitsangana takeo naregny ny teniny de nitare hoe:" Tazagno,fa magnantso an'i Elia Izy."