Wed Oct 16 2019 17:53:41 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-16 17:53:42 -04:00
parent 2400103124
commit 11ae598bbb
3 changed files with 4 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\c 1 \v 1 Zao no nagnombohan'ny filazantsaran'i Jesosy Kristy, lay Zanak'Andriamanitra. \v 2 Arak'izay voasoratra ao amin'Isaia mpamignany magnano hoe: " Indro za magniraka ny irako ialô An'nao, le raika agnamboatra ny lalagnao ". \v 3 Misy feo miantso mafy akegny an-kodahoda magnano hoe: "Ataovy vognona ny lalan'ny Tompo, ataovy mahitsy ny lalan-kalehany".
\c 1 \v 1 Zao no nagnombohan'ny filazantsaran'i Jesosy Kristy, lay Zanak'Andriamanitra. \v 2 Arak'izay voasoratra ao amin'Isaia mpamignany magnano hoe: " Indro za magniraka ny irako ialô An'nao, le raika agnamboatra ny lalagnao ". \v 3 Misy feo eno miantso mafy akegny an'efitra magnano hoe: "Ataovy vognona ny lalan'ny Tompo, ataovy mahitsy ny lalan-kalehany".

View File

@ -1 +1 @@
\v 4 \v 5 \v 6 Tonga Jaona, nagnano batisatany an-kodahoda ary nitory ny batisan'ny fibebahagna ho amin'ny famelan-keloka vokatry ny ota. Ny ola daôly takegny Jodia sy ny ola takao Jerosalema de tonga nagnantona anazy. Nataony batisa tao amin'ny farihin'i Jordana zareo refa nibaboka ny fahotagny. Jaona de nitafy lamba volon-drameva ary nagnano fekibo oditra tamin'ny andilagny, ary valala sy tantely dia no fihignany.
\v 4 Tonga Jaona, nagnano batisa tagny an'efitra ary nitory ny batisan'ny fibebahagna ho amin'ny famelan-keloka vokatry ny ota. \v 5 Ny ola daôly takegny Jodia sy ny ola takao Jerosalema de tonga nagnantona anazy. Nataony batisa tao amin'ny farihin'i Jordana zareo refa nibaboka ny fahotagny. \v 6 Jaona de nitafy lamba volon-drameva ary nagnano fekibo oditra tamin'ny andilagny, ary valala sy tantely dia no fihignany.

View File

@ -37,6 +37,7 @@
],
"finished_chunks": [
"front-title",
"01-title"
"01-title",
"01-01"
]
}