diff --git a/04/01.txt b/04/01.txt index edf8217..d6ec246 100644 --- a/04/01.txt +++ b/04/01.txt @@ -1 +1 @@ -\c 4 \v 1 \v 2 ary nanomboka nampianatra takeo amoron'ny ranomasina ndre Izy,ary nisy vahoaka betsaka nitangorogna nagnodidina Anazy.Niditra takao an-tsambokely izay takeo ambonin'ny ranomasina Izy,ary nentotra takao. Ny vahoaka dahôly kosa de nijanona takeo amoron-dranomasina. Nampianatra an'azireo ra betraka tamin'ny fagnoarana Izy, ary takao amin'ny fampianarany, de zao no nitaraviny tamin'azy reo. \ No newline at end of file +\c 4 \v 1 ary nanomboka nampianatra takeo amoron'ny ranomasina ndre Izy,ary nisy vahoaka betsaka nitangorogna nagnodidina Anazy.Niditra takao an-tsambokely izay takeo ambonin'ny ranomasina Izy,ary nentotra takao. Ny vahoaka dahôly kosa de nijanona takeo amoron-dranomasina. \v 2 Nampianatra an'azireo ra betraka tamin'ny fagnoarana Izy, ary takao amin'ny fampianarany, de zao no nitaraviny tamin'azy reo. \ No newline at end of file diff --git a/04/03.txt b/04/03.txt index def5a02..a3103b2 100644 --- a/04/03.txt +++ b/04/03.txt @@ -1 +1 @@ -\v 3 \v 4 \v 5 tandrigneso; nisy mpamafy nande hamfy vôny, ary rah namafy izy, de nisy vôny sasagny niraraka tamin'ny lālana ka avy reo vorogna ka nihinana anazy. Ny vôny sasagny niraraka tamin'ny tany feno korontam-bato, izay tsisy tany betsaka. Tonga de nitsiry regny satria tsy laligna ny tany nisy anazy. \ No newline at end of file +\v 3 tandrigneso; nisy mpamafy nande hamfy vôny, \v 4 ary rah namafy izy, de nisy vôny sasagny niraraka tamin'ny lālana ka avy reo vorogna ka nihinana anazy. \v 5 Ny vôny sasagny niraraka tamin'ny tany feno korontam-bato, izay tsisy tany betsaka. Tonga de nitsiry regny satria tsy laligna ny tany nisy anazy. \ No newline at end of file diff --git a/04/06.txt b/04/06.txt index 0358313..7326173 100644 --- a/04/06.txt +++ b/04/06.txt @@ -1 +1 @@ -\v 6 \v 7 Fa rafa nipôka ny masoandro, de nalazo izy ireo, satria tsisy fakany izy, de maigna. Ny vôgny hafa niraraka tamin'ny tany feno tsilo. Ary nitsiry nihageda ireo tsilo ireo de nanery anazy, ka tsy namô vôny. \ No newline at end of file +\v 6 Fa rafa nipôka ny masoandro, de nalazo izy ireo, satria tsisy fakany izy, de maigna. \v 7 Ny vôgny hafa niraraka tamin'ny tany feno tsilo. Ary nitsiry nihageda ireo tsilo ireo de nanery anazy, ka tsy namô vôny. \ No newline at end of file diff --git a/04/08.txt b/04/08.txt index d10a5e4..15bfb06 100644 --- a/04/08.txt +++ b/04/08.txt @@ -1 +1 @@ -\v 8 \v 9 Ny vôny sasagny niraraka taamin'ny tany tsara ka vokatra be,ary ny sasagny nitombo avy telopolo heny, ny sasany enimpolo heny ary sasagny zato. Avy akeo de ozy Izy hoe: Izay manan-tsofigna enti-mihaino ôka izy hihaino. \ No newline at end of file +\v 8 Ny vôny sasagny niraraka taamin'ny tany tsara ka vokatra be,ary ny sasagny nitombo avy telopolo heny, ny sasany enimpolo heny ary sasagny zato. \v 9 Avy akeo de ozy Izy hoe: Izay manan-tsofigna enti-mihaino ôka izy hihaino. \ No newline at end of file diff --git a/04/10.txt b/04/10.txt index eb8760e..9b9ff2e 100644 --- a/04/10.txt +++ b/04/10.txt @@ -1 +1 @@ -\v 10 \v 11 \v 12 Rafa raika Jesôsy de nagnotany Anazy momba an'io fagnoarana io reo ze ankeky Anazy sy reo mpamignany rombefolo. Ozy tamireo hoe: Ho an'nareo no hanomezako ra-miafin'ny Fanjakan'andriamanitra. Fa hoanireo ze akaigny avelag ny fagnoharana. Mba amin'ny fotoana tazagnanizy reo ,eny hiitazagna zareo kanefa tsy hatazagna, ary mba amin'ny fotoana ahenonjareo, eny handregny zareo kanefa tsy hafanatra an'izany, na ko hitodika zareo de hanindry fô, aminjareo Andriamanitra. \ No newline at end of file +\v 10 Rafa raika Jesôsy de nagnotany Anazy momba an'io fagnoarana io reo ze ankeky Anazy sy reo mpamignany rombefolo. \v 11 Ozy tamireo hoe: Ho an'nareo no hanomezako ra-miafin'ny Fanjakan'andriamanitra. Fa hoanireo ze akaigny avelag ny fagnoharana. \v 12 Mba amin'ny fotoana tazagnanizy reo ,eny hiitazagna zareo kanefa tsy hatazagna, ary mba amin'ny fotoana ahenonjareo, eny handregny zareo kanefa tsy hafanatra an'izany, na ko hitodika zareo de hanindry fô, aminjareo Andriamanitra. \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index 27dc202..9ffc402 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -71,6 +71,11 @@ "03-28", "03-31", "03-33", - "04-title" + "04-title", + "04-01", + "04-03", + "04-06", + "04-08", + "04-10" ] } \ No newline at end of file