Mon Oct 21 2019 15:55:15 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-21 15:55:16 -04:00
parent d730ea4d59
commit 04f65100d0
3 changed files with 4 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 66 \v 67 \v 68 Ary ra takeo am-pidignana takeo an-kianja takeo Petera de nagnatona Anazy ny raika tam'reo gaom-bavin'ny mpisorognabe . Natazagna an'i Petera nitsangana namindro takeo amin'ny afo izy, de nidininy ankeky, de ozy isy taminazy hoe: '' Anao kô niaraka tamile Nazarena Jesôsy. Fa izy nandã an'zany nagnano hoe: '' tsy fantatro ary tsy haiko ze tineninareo. Avekeo lasa niala ny kianja izy. [Fagnamarinana: reo fandikana sasany nagnampy hoe: ' de nagneno ny akoho fa reo fandikana talô tsara indrindra de tsisy an'io teny io.]
\v 66 Ary ra takeo am-pidignana takeo an-kianja takeo Petera de nagnatona Anazy ny raika tam'reo gaom-bavin'ny mpisorognabe . \v 67 Natazagna an'i Petera nitsangana namindro takeo amin'ny afo izy, de nidininy ankeky, de ozy isy taminazy hoe: '' Anao kô niaraka tamile Nazarena Jesôsy. \v 68 Fa izy nandà an'zany nagnano hoe: ''tsy fantatro ary tsy haiko ze tineninareo. Avekeo lasa niala ny kianja izy. [Fagnamarinana: reo fandikana sasany nagnampy hoe: ''De nagneno ny akoho,'' fa reo fandikana talô tsara indrindra de tsisy an'io teny io.]

View File

@ -1 +1 @@
\v 69 \v 70 Fa le gaom-bavy takeo natazana ananjy de nanomboka niteny tamin'ireo olona nitsangana nagnodidigna ndre hoe: ''Io leila io de raika tamin'izy reny. Fa mbola namaly anzany ndre izy kelikely avy takeo de ozy reo nitsangana takeo amin'i Petera hoe: '' Raika min'jareo mintsy enao, satria anao kô de Galiliana.''
\v 69 Fa le gaom-bavy takeo natazana ananjy de nanomboka niteny tamin'ireo olona nitsangana nagnodidigna ndre hoe: ''Io leila io de raika tamin'izy reny. \v 70 Fa mbola namaly anzany ndre izy kelikely avy takeo de ozy reo nitsangana takeo amin'i Petera hoe: '' Raika min'jareo mintsy enao, satria anao kô de Galiliana.''

View File

@ -133,6 +133,7 @@
"14-55",
"14-57",
"14-60",
"14-63"
"14-63",
"14-66"
]
}