Wed Oct 16 2019 17:07:40 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-16 17:07:41 -04:00
parent 8b042c2aff
commit 01f8a6ec21
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 29 \v 30 \v 31 Rafa avy nivôka ny synagoga, de tonga takao tan-tragnon'i Simona sy Andrea zareo, niaraka tamin'i Jakoba sy Jaona. Ary ny rafozam-bavin'i Simona nandamaka voan'ny tazo, ka nolazain-jareo an'i Jesosy ny momba anazy. De nanantona Izy, de noraisiny tamin'ny tanany, ka nareminy
\v 29 \v 30 \v 31 Rafa avy nivôka ny synagoga, de tonga takao tan-tragnon'i Simona sy Andrea zareo, niaraka tamin'i Jakoba sy Jaona. Ary ny rafozam-bavin'i Simona nandamaka voan'ny tazo, ka nolazain-jareo an'i Jesosy ny momba anazy. De nanantona Izy, de noraisiny tamin'ny tanany, ka nareminy; de afaka ny tazony, ary nanomboka nanompo azy izy.