2019-10-19 06:29:55 +00:00
|
|
|
\v 29 Jesosy niteny taminjareo hoe: "Hametra fagnontanena raika aminareo Za. lazao Amina de ho lazaiko anareo hoe fahefana avy akaiza no agnanovako regny ra regny. \v 30 Ny Batisan'Jaona, avy an-dagnitra ma zany se amin'ôla? Valeo Za."
|