plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/01/07.txt

1 line
240 B
Plaintext
Raw Normal View History

\v 7 \v 8 Nilaza Izy hoe: "Misy raika magnaraka ana zay mahery mioatra ana, ary tsy mendrika ny hitondra ny hamaha ny tadin-kirarony aza za. Za nagnano batisa an'nareo taminn'y rano, fa Izy kosa hagnano batisa an'nareo amin'ny Fanahy Masina