2019-10-16 18:34:05 +00:00
|
|
|
\c 1 \v 1 Zao no nagnombohan'ny filazantsaran'i Jesosy Kristy Zanak'Andriamanitra. \v 2 Araka ny voasoratra ao amin'ny Isaia mpamignany magnano hoe : " Indro za magniraka ny irako ialô An'nao, le raika agnamboatra ny lalagnao ". \v 3 Misy feo miantso mafy akegny an-kodahoda magnano hoe: "Ataovy vognona ny lalan'ny Tompo, ataovy mahitsy ny lalan-kalehany".
|