plt-x-sihanaka_mat_text_reg/28/08.txt

1 line
407 B
Plaintext

\v 8 Nandaosa haingana ny fasagna tamin-tatra sy tamin'ny hafalena leibe reo vevavy, ary nihazakazaka mba hitare reo mpianagny. \v 9 Indro, nihaona tamin-jareo Jesosy ary nitare hoe: "Arahaba!" Nagnatona reo vevavy, nitazona ny tongony ary nidera an'Azy. \v 10Avekeo Jesosy nitare tamin-jareo hoe: "Aza matatra. Mandeana mitare am-reo ralàko mba hiala ka hanaraka an'i Galilia. Aigny no hahitan-jareo Ana."