plt-x-sihanaka_mat_text_reg/22/20.txt

1 line
319 B
Plaintext

\v 20 Ozy Jesosy tamin'jareo hoe: "An'iza ty sary sy agnarana ty?" \v 21 Nitare taminy zareo hoe: "An'i Kaisara." Avy akeo Jesosy nitare an'azy reo hoe: "Omeo an'i Kaisara reo ze an'i Kaisara, ary an'Andriamanitra reo ze an'Andriamanitra." \v 22 Rafa nareigny zany zareo, de gaga. Ary niala takeo Aminy zareo ka nande.