plt-x-sihanaka_mat_text_reg/13/27.txt

1 line
302 B
Plaintext

\v 27 \v 28 Tonga reo mpiasan'ny tompon-tany ary nitare hoe: "Tompoko, tsy namafy voa tsara takao an-tanimbolinao ma anao? Nagnino izy am'zao fotôna no misy vôn'ahidratsy? Ozy tamin-jareo hoe: "Nisy favalo nagnano zany." Ozy reo mpiasa tamin'azy hoe: "Ka tenao ma ny handiananay manongotra an-jareo?"