plt-x-sihanaka_mat_text_reg/13/22.txt

1 line
344 B
Plaintext

Le nafafy taigny amin'ny tsilo, io de ny ôla ze maregny ny teny, saingy ny fiahiahian'zao tontolo zao sy ny fitaky ny harena no mangeja ny teny, ary de lasa tsy mamoa izy. Le nafafy takeo amin'ny tany ary mahazo an'zany. Mamoa voankazo izy ary matonga ny voany raika, hagnome avo zato heny mihôtra ze nambolena, ny sasagny avo telopolo heny."