1 line
290 B
Plaintext
1 line
290 B
Plaintext
\v 16 \v 17 Fa sambatra ny masonareo, satria mahita; ary ny sofignareo satria maregny. Lazaiko marina aminareo fa mpaminagny so ôlo-marina betsaka no nagniry hatazagna reo ra ze hitanareo kanefa tsy natazagna an'reo. Nagniry ny handre reo ra ze regninareo zareo, kanefa tsy naregny an'reo. |