1 line
287 B
Plaintext
1 line
287 B
Plaintext
\v 1 \v 2 Tam'zany andro zany Jesosy nande nivôka ny tragno ary nipetraka takeo amoron'ny ranomasina. Nisy vahôka betsaka nitangorona nagnodidina an'Azy, ka de niditra takao an-tsambokely Izy ary nipetraka takao am'zany, raha nitsangana takeo amoron-dranomasina kosa ny vahôka daôly. |