plt-x-sihanaka_mat_text_reg/07/21.txt

1 line
537 B
Plaintext

\v 21Tsy reo daôly ze miteny amina hoe: Tompo, Tompo, de hiditra ny fanjakan'ny lanitra, fa reo ze magnano ny sitrapon'ny Raiko ze any an-danitra iany \v 22Maro reo ôlo miteny amina amin'zany andro zany hoe: 'Tompo, Tompo, tsy efa namignany tamin'ny agnaranao ma zay, tsy efa namôka reo demonia tamin'ny agnaranao, ary nagnao reo asa ngeza tamin'ny agnaranao', ary nagnao reo asa ngeza tamin'ny agnaranao \v 23Avy akeo Za hanambara amin'jareo ampahibemaso hoe: 'Tsy nahafantatra anareo mitsy Za! Mialà lavitra Ana, ry mpagnao ratsy!'