plt-x-sihanaka_mat_text_reg/07/11.txt

1 line
385 B
Plaintext

\v 11 No izany, raha nareo ze ratsy aza mahay magnome reo fanomezana ze tsara ho an'ny zanakareo, moa tsy ngeza miôtra lavitra ma ny ra tsara omen'ny Rainareo ze akaigny an-danitra ho an'reo ze mangataka aminy? \v 12No izany, na ino na ino ra tegnareo ho ataon'ny ôlo amin'ny tegnanareo, de tokony hagnao ôtrny zany amin'jareo iany kô nareo, fa izaigny no lalàna sy reo mpaminany