plt-x-sihanaka_mat_text_reg/07/03.txt

1 line
433 B
Plaintext

\v 3 Naôgna enao no mijery ny singa-mololo kely ze ao agnatin'ny mason'ny ralànao, nefa tsy tsikaritrao ny andry ao agnaty masonao?\v 4Aôgna no hitenegnanao ny ralànao hoe: 'Avelao za hanala ny singa-mololo ze ao agnaty masonao,' raha mbôla ao agnatin'ny masonao le andry?\v 5Ry mpihatsaravelatsy! Alao aloa ny andry ze ao agnaty masonao, ary avy eo enao hahita tsara rafa manala ny singa-mololo ze eo amin'ny mason'ny ralànao