plt-x-sihanaka_mat_text_reg/08/14.txt

1 line
248 B
Plaintext

\v 14 Rafa nitsôfoka takao an-dranon'i Petera Jesôsy, de natazagna ny rafôzam-bavin'i Petera nandry nararin'ny tazo Izy. \v 15 Norambesin'i Jesôsy ny tàgnany, ary niala taminazy ny tazo. De nitsangana izy ary nanomboka nandroso ahanina Anazy.