plt-x-sihanaka_mat_text_reg/07/11.txt

1 line
371 B
Plaintext

\v 11 \v 12 Nony zany, raha ze ratsy aza mahay magnome reo fanomezana zay tsara ho an'ny zanakareo, moa tsy ngeza miotra ma ny ra tsara omen'ny Rainareo ze akaigny an-danitra ho an'jareo mangataka aminy Nony zany, na ino na ino ra tegnareo ho ataon'ny olo amin'ny tegnanareo, de tokony hagnao toy izaigny amin'jareo iany koa anareo, fa izaigny no lalana sy reo mpaminany