plt-x-sihanaka_mat_text_reg/19/05.txt

1 line
284 B
Plaintext

\v 5 Izy Ze nagnano an'jareo de nitare iany ko hoe: 'Fa no zany antony zany de hiala ny rainy sy reniny ny leila ka hikambagna amin'ny vadiny, ary ho lasa nofo raika izy roa?' \v 6 Ka tsy ho roa intsony zareo, fa ho nofo raika. Ka ze natambatr'Andriamanitra, ôka tsisy hagnasaraka."