plt-x-sihanaka_mat_text_reg/28/11.txt

1 line
471 B
Plaintext

\v 11 Ary mbôla iny nande iny reo veivavy, indro,ny sasany tami'reo mpiambina nankaigny aminan'ny tanàn-dehibe ary niatre tamin'ny lohan'ny mpisorogna ny ra daôly ze niseo.\v 12 Rafa niaona tam'reo lohan'ny mpisorogna ary nikoragna momban''ny olana tamin-jareo, de nagnome vola be an'reo miaramila zareo reo \v 13 ary nitare an'zareo hoe: "Lazao ami'reo sasany hoe: 'Tonga tamin'ny andro aligna reo mpianatr'i Jesôsy ary nangalatra ny vatany ra mbola natory zahay.'