plt-x-sihanaka_mat_text_reg/27/17.txt

1 line
387 B
Plaintext

Nony zany rafa niara-niangona zareo de hoy Pilato tamin'jareo hoe: "Iza no tegnareo halefako ho anareo Barabasy, sa Jesosy ze antoigna hoe Kristy Fantany fa nony fialonana no nanoloran'jareo an'i Jesosy taminy Raha nipetraka takeo amin'ny vadiny ary nagnano hoe: "Tsy magnana na ino na ino atao amin'ity leila tsy manan-tsiny ity za Fa ory lotra za androany nony nofy azoko momba Azy"