plt-x-sihanaka_mat_text_reg/27/11.txt

1 line
408 B
Plaintext

Ary Jesosy nijoro takeo anatrehan'ny governora, ary ny governora nagnontany Azy hoe: "Ianao ma no mpanjakan'reo Jiosy" Jesosy namaly azy hoe: "Voalazanoa" Fa rafa nampangain'reo leiben'ny mpisorona sy reo loholona Izy, de tsy namaly na ino na ino De niteny taminy Pilato hoe: "Tsy renao ma ny fiampangana rehetra atao amignao Fa tsy namaly na de tegny raika aza Izy, gaga tanteraka nony zany ny governora