plt-x-sihanaka_mat_text_reg/27/01.txt

1 line
226 B
Plaintext

\v 1 \v 2 Ary rafa tonga ny maraigna, de nitetika hanotra an'i Jesosy mba hamono Azy reo lehiben'ny mpisorana sy ny loholona daoly Izy reo namatotra Azy, nitarika Azy teigny ivelany, ary nanolotra Azy tamin'i Pilato governora