plt-x-sihanaka_mat_text_reg/21/40.txt

1 line
327 B
Plaintext

\v 40 \v 41 Ary rafa tonga ny tompon'ny tanim-bôloboka, ino no ho ataony am'reo mpamboly vôloboka," Ozy zareo taminazy hoe: "Ho ringaniny amin'ny fomba henjana ndrindra reo ôlon-dozabe, ary avekeo hampanofainy am'reo mpamboly vôloboka hafa ny tanim-bôloboka, ôla hanome anazy ny anjara voliny amin'ny fotôm-pavokarana."