plt-x-sihanaka_mat_text_reg/17/24.txt

1 line
462 B
Plaintext

Rafa tonga teigny Kaperinaomy zareo, de nankeo amin'i Petera reo leila ze nagnangona ny hetra atsasaky ny sekely ary niteny hoe: " Tsy mandoa ny hetra atsasaky ny sekely ma ny mpampianatrareo" Hoy izy hoe: "Eny" Fa rafa niditra akao an-trano Petera, de Jesosy aloha no niresaka taminy ka nagnano hoe: "Ino no eritreritrao, ry Simona Ireo mpanjaka aketo an-tany, avy amin'zao no andraisan'jareo hetra na hetran'olo Avy amin'reo vaokany ma sa avy amin'reo vahiny"