plt-x-sihanaka_mat_text_reg/08/28.txt

1 line
450 B
Plaintext

\v 28 Rafa tonga teigny ampita sy takeo amin'ny tanànan'ny Gadarenesa Jesôsy,de nisy leilà rôy ze nafatotry ny demonia nifanena Taminazy.Zareo reo de nivôka avy aigny ami'reo fasagna ary tena nahery setra, no zany de tsisy mpandeha afaka nandalo zany làlana zany.\v 29 Indro,nikika mafy zareo ary nagnano hoe: "Moa mpifaninona akory zahay sy Ianao, ry Zanak'Andrimanitra? Tonga aketo va Ianao hampatahotrra an'nay meloan'ny fotôgna vôtondro.