plt-x-sihanaka_mat_text_reg/08/23.txt

1 line
349 B
Plaintext

\v 23 Rafa nitsôfoka takao amin'ny sambokely anankiray Jesôsy, de nagnaraka Anazy takao anatin'io reo mpiagnany.\v 24 Indro,nisy tafio-drivotra ngezabe nitranga takeo amin'ny ranomasina, ka de difotry ny onja ny sambo. Fa rendri-tory Jesôsy.\v 25 Nankeo Aminazy reo mpiagnatra ary namô Anazy, nagnano hoe: "Vonjeo tsika, Tompo; ho faty tsika!"