plt-x-sihanaka_mat_text_reg/08/16.txt

1 line
334 B
Plaintext

\v 16 Rafa tônga ny hariva,de betsaka reo nofingrin'ny demony nentin'ny ôla takeo amin'i Jesôsy. Nandrôka reo fanahy tamin'ny teny Izy ary nagnasitrana reo retraretra ze narary.\v 17 Ötran'zany no nahatanteraka ze nokoragnina tamin'i Isaia mpamignany,nagnano hoe: "Izy tegnany naka ny fanaventsika sy nitôndra reo aretintsika."