plt-x-sihanaka_mat_text_reg/07/26.txt

1 line
272 B
Plaintext

\v 26 \v 27 Fa ny rehetra ze mandre reo teniko ka tsy mankato azy ireigny de otrany olo adala ze manorina ny tranony akeigny ambony fasika Nirotsaka ny orana, tonga ny tondra-drano, ary nifofofofo sy namely le trano ny rivotra, ka de nirodana zany, ary feno ny faharavany"