plt-x-sihanaka_mat_text_reg/07/21.txt

1 line
543 B
Plaintext

\v 21 \v 22 \v 23 Tsy reo rehetra ze mitare amiko hoe: Tompo, Tompo, de hiditra ny fanjakan'ny lanitra, fa reo ze magnano ny sitrapon'ny Raiko ze akaigny an-danitra iany Maro reo olo mitare amiko amin'zany andro zany hoe: 'Tompo, Tompo, tsy efa namignany tamin'ny agnaranao ma zahay, tsy efa namoka reo demonia tamin'ny agnaranao, ary nagnao reo asa ngeza tamin'ny agnaranao, ary nagnao reo asa ngeza tamin'ny agnaranao Avy akeo Za hanambara amin'jareo ampahibemaso hoe: 'Tsy nahafantatra anareo mitsy Za! Miala lavitra Ana, ry mpagnao ratsy!'