plt-x-sihanaka_mat_text_reg/07/15.txt

1 line
351 B
Plaintext

Mitandrema amin'reo mpaminany sandoka, ze manatona anareo amin'ny fitafian'ondry nefa amboadia tegna mpiaza Amin'ny alalan'ny vony no hahafantaranareo azy reo Mioty voloboka akeigny amin'ny tsilo ma ny olo, na koa aviavy akeigny amin'ny songosongo Mitovy amin'zaigny, ny kakazo rehetra de mamokatra voa tsara, fa ny kakazo ratsy de mamokatra voa ratsy