plt-x-sihanaka_mat_text_reg/27/57.txt

1 line
237 B
Plaintext

\v 57 Rafa ariva ny andro, de nisy leila raika manan-karena avy aigny Armatia tonga, antsoina hoe Josefa, ze mpianatr'i Jesosy iany kô. \v 58 Nanatona an'i Pilato izy ary nangataka ny fatin'i Jesosy. De nobekon'i Pilato omegna azy zany.